Indraindray isika…
Misy eo anivon’ny olona, nefa mahatsapa ho irery.Manana ny zavatra rehetra isika… nefa tsy mahatsapa fiadanana.Efa nanontany tena ve ianao hoe nahoana ianao tsy mahita filaminana?